close
Hankany amin'ny vontoatiny

Siberia

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA

I Siberia dia faritra midadasika mahafaoka ny tapak’ i Rosia ao Azia, feran’ ny tendrombohitra Oraly ao andrefana, ny Ranomasimbe Arktika ao avaratra, ny Ranomasimbe Pasifika ao atsinanana ary i Sina sy i Môngôlia ary i Kazakstàna ao atsimo. Marikitra ny 13 100 000 km2 ny velarany sady onenan’ ny olona miisa 35 000 000 any ho any.

BERJAYA
Tontolon' ny zavamaniry taiga any Siberia

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

[hanova | hanova ny fango]

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

[hanova | hanova ny fango]