Joany XXIII
Fiseho
| Jaony XXIII | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Jaony XXIII | ||
| Teraka | 25 Novambra 1881 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 3 Jona 1963 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | papa | ||
| Fiainana manokana | |||

I Jaony XXIII latina: Ioannes XXIII, teraka Angelo Giuseppe Roncalli; 25 Novambra 1881, tao Sotto il Monte; maty ny 3 Jona 1963, tao Roma, Vatikana) no Papa faha-261 tao amin'ny Fiangonana Katolika Romana, nanompo nandritra ny 4 taona sy 7 volana nanomboka ny 28 Oktobra 1958, ka hatramin'ny nahafatesany. Fantatra ihany koa amin'ny hoe Papa ao amin'ny Filankevitra izy, ary noho ny fanetren-tenany sy ny fahaizany mifandray amin'ny hafa, dia malaza amin'ny anarana hoe il Papa buono (ilay Papa tsara).
Nasandratry ny Papa Jaony Paoly II ho Olontsambatra izy tamin'ny 3 Septambra 2000, ary nasandratry ny Papa Franç ho Olontsambatra tamin'ny 27 Aprily 2014.
Papa faha-261
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Pio XII 1939-1958 | Joany XXIII 1958-1963 | Paoly VI (papa) 1963-1978 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ioannes XXIII |
