close
Hankany amin'ny vontoatiny

Treho

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Vehivavy voan' ny gaotra

Ny treho dia fiitarana na fitomboana hita matetika amin' ny fihary tirôida. Ity fitomboana ity dia mety ho ara-dalàna sy mandalo amin' ny toe-javatra manokana toy ny fahavanto-jaza na ny fitondrana vohoka. Ny treho maharitra dia tena fahita manerana izao tontolo izao (efa ho ny 15,8 % amin' ny mponina eran-tany tamin' ny taona 2004 no voan' ny treho azo tsapain-tanana), mifandray amin' ny tsy fahampian' ny iôda ao amin' ny olona efa ho 2,2 lavitrisa.