close
Hankany amin'ny vontoatiny

Kremenchuk

Avy amin'i Wikipedia

49°04′N 33°25′E / 49.067°N 33.417°E / 49.067; 33.417

Kremenchuk
- BERJAYA
BERJAYA
Velarantany92 km2
Haavo
Isan'ny mponina215,271
Ben'ny tanàna
FirenenaBERJAYA Okraina
Fanjakana
FaritanyOblasta Poltawa
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaKremenchuk

Kremenchuk (okrainiana: Кременчук) dia tanàna ara-barotra sy indostrialy Okrainiana any atsimon'ny faritra afovoan' Oblasta Poltava izay misy mponina 220.000 eo ho eo.

Any amin'ny 300 km atsimoatsinanan'i Kyiv no misy azy eo amin'ny andaniny roa amin'ny Dniepr.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna hafa any Okraina: Chernobyl, Cherson, Dnipro, Donetsk, Kharkiv, Lugansk Melitopol, Lviv, Odessa, Sevastopol, Zaporizhia