Edirne
Fiseho
41°40′N 26°34′E / 41.667°N 26.567°E
| Edirne | ||
| Velarantany | NC | |
| Haavo | 42 m | |
| Isan'ny mponina | 168,680 | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | Marmara | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Edirne, na Adrianopolis | |
Edirne , (Adrianopolis taloha (Grika maoderina: Αδριανούπολη (Adrianoúpoli), latina: Hadrianopolis), no tanàna lehibe indrindra andrefana indrindra any
Torkia izay manana mponina efa ho 170.000.
Eo amin'ny sisin-tanin'i
Biolgaria,
Grisy, ary
Torkia no misy azy, ao amin'ny faritra Atsinanan'i Thrace, faritra Eoropeana any Torkia. Izy koa no foiben'ny Distrika Foibe (Merkez).
Edirne dia renivohitry ny Empira Otomana indraindray.
Nandritra ny tantarany, dia fantatra amin'ny anarana hoe Odrysai (Thracian), Orestia (Grika Fahiny), ary Hadrianopolis (Latina: Tanànan'i Hadrian) izy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Edirne |
}
