close
Hankany amin'ny vontoatiny

Hardware

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Hardware amin'ny kajimirindra, olik'aratra mahazaka ny olika voafintina anaty manao ny fikajiana lôjika.

Ny hardware dia izay entana mafy rehetra azo tsapai-tanana sy hita maso namboarin'ny olombelona.

Amin'ny kajimirindra dia ireo zavatra vita amin'ny olik'aratra (digital circuit) na olika voafintina anaty (integrated circuit IC) rehetra dia sokajiana hardware.