close
Hankany amin'ny vontoatiny

torana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

BERJAYA Mpamaritra

torana

  1. Maneho toe-javatra tsy fahatsiarovan-tena vetivety, ka tsy mahatsikaritra na mahare na inona na inona ary tsy afa-mitondra ny tena.
    • Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy.
  2. Maneho voankazo izay mbola tanora loatra ka manta ary tsy masaka.
    • Paiso vao torana.

Finoa

[Ovay]

BERJAYA Endrik’anarana

torana   X-SAMPA : Fanononana ?

  1. essiva singiolarin'ny teny tora