close
Hankany amin'ny vontoatiny

fivalozana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

BERJAYA Anarana iombonana

fivalozana

  1. Asa atao mba hanonerana ny ratsy izay efa natao.
    • Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa.
  2. Fanehoana alahelo sy fangataham-pamelana noho ny fahadisoana natao.