close
Hankany amin'ny vontoatiny

Tartu

Avy amin'i Wikipedia

58°22′N 26°43′E / 58.367°N 26.717°E / 58.367; 26.717

Tartu
- BERJAYA
BERJAYA
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina98,312
Ben'ny tanàna
FirenenaBERJAYA Estonia
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaTartu

Tartu no tanàna faharoa lehibe indrindra ao BERJAYA Estonia taorian'ny Tallinn renivohitra ary fonenan'ny Oniversiten'i Tartu, oniversite lehibe indrindra sy tranainy indrindra ao Estonia. Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2022, ny isam-poniny dia 98.312 mponina.

Oniversitete

[hanova | hanova ny fango]