close
Hankany amin'ny vontoatiny

Syzygium

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Jirofo (Syzygium aromaticum)

Ny Syzygium dia vondron-karazana zavamaniry mamony, izay ao amin' ny fianakaviana Myrtaceae. Ahitana karazany 1 200 eo ho eo, ary manana karazany any Afrika sy Madagasikara ka hatrany Azia Atsinanana hatrany Pasifika, anisany ny jirofo. Ny hamaroan' ny karazana be indrindra dia avy any Malezia ka hatrany amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i Aostralia, izay misy karazana maro tsy dia fantatra loatra ary maro hafa no tsy voafariparitra ara-dalàna.

Ny Syzygium dia akaiky ny vondron-karazana Eugenia (karazana 1 000 eo ho eo), fa ity farany ity dia ahitana karazana betsaka indrindra any amin' ny faritra neôtrôpikaly. Karazana maro nosokajiana tao amin' ny Eugenia teo aloha no nampidirina ao amin' ny vondron-karazana Syzygium, na dia mety mbola hampisaina amin' ny fambolena voninkazo aza ilay anarana taloha.

Karazana nofantenana sasany

[hanova | hanova ny fango]
BERJAYA
Syzygium malaccense

Indreto ny karazana Syzygium sasany nofantenana:

  • Syzygium aqueum (Burm.f.) Alston
  • Syzygium australe (J.C.Wendl. ex Link) B.Hyland
  • Syzygium aromaticum (L.) Merr. & L.M.Perry - Jirofo
  • Syzygium buxifolium Hook. & Arn.
  • Syzygium cordatum Hochst. ex Krauss
  • Syzygium cumini (L.) Skeels
  • Syzygium curranii (C.B.Rob.) Merr.
  • Syzygium eucalyptoides (F.Muell.) B.Hyland
  • Syzygium forte (F.Muell.) B.Hyland
  • Syzygium grande (Wight) Wight ex Walp.
  • Syzygium guineense (Willd.) DC.
  • Syzygium jambos (L.) Alston
  • Syzygium luehmannii (F.Muell.) L.A.S.Johnson
  • Syzygium malaccense (L.) Merr. et Perry
  • Syzygium oblatum (Roxb.) Wall. ex A.M.Cowan & Cowan
  • Syzygium oleosum (F.Muell.) B.Hyland
  • Syzygium operculatum (Roxb.) Nied. (syn. Syzygium nervosum)
  • Syzygium paniculatum Gaertn.
  • Syzygium polyanthum (Wight) Walp.
  • Syzygium polycephaloides (C.B.Rob.) Merr.
  • Syzygium polycephalum (Miq.) Merr. & L.M.Perry
  • Syzygium pycnanthum Merr. & L.M.Perry
  • Syzygium racemosum (Blume) DC. (syn. Syzygium javanicum Miq.)
  • Syzygium rama-varmae (Bourd.) Chithra
  • Syzygium samarangense (Blume) Merr. & L.M.Perry - Jamalac
  • Syzygium sandwicense (A.Gray) Müll.Stuttg.
  • Syzygium smithii (Poir.) Nied.
  • Syzygium suborbiculare (Benth.) T.G.Hartley & L.M.Perry
  • Syzygium tetragonum (Wight) Wall. ex Walp.
  • Syzygium zeylanicum (L.) DC.

Karazana aostraliana

[hanova | hanova ny fango]
BERJAYA
Syzygium samarangense

Indreto ny karazana Syzygium aostraliana:

  • Syzygium australe (J.C.Wendl. ex Link) B.Hyland
  • Syzygium corynanthum (F.Muell.) L.A.S.Johnson
  • Syzygium crebrinerve (C.T.White) L.A.S.Johnson
  • Syzygium francisii (F.M.Bailey) L.A.S.Johnson
  • Syzygium hodgkinsoniae (F.Muell.) L.A.S.Johnson
  • Syzygium luehmannii (F.Muell.) L.A.S.Johnson
  • Syzygium moorei (F.Muell.) L.A.S.Johnson
  • Syzygium oleosum (F.Muell.) B.Hyland

Karazana sasany hita eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]
BERJAYA
Syzygium cumini (robazaha)
BERJAYA
Syzygium jambos (zamborizano, zamborozano)
BERJAYA
Syzygium malaccense

Indreto ny karazana Syzygium hita eto Madagasikara:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]