close
Hankany amin'ny vontoatiny

Suleiman I

Avy amin'i Wikipedia
Suleiman I
BERJAYA
Ankapobeny
AnaranaSuleiman I
Teraka6 Novambra 1494
Toerana-
Maty5 Septambra 1566
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaEmpira Ôtômàna
Asa :
Fiainana manokana

Suleiman I dia pôeta teraka ny 6 Novambra 1494 ary maty ny 5 Septambra 1566, nanjaka tamin'ny 1520 ka hatramin'ny 1566 ho Sultan fahafolo an'ny Empira Otomana. Heverina ho iray amin'ireo mpitondra Otomana manan-danja indrindra izy. Nandritra ny efapolo taona mahery nanjakany, dia nahatratra ny fara tampony ny velarana ara-jeografika sy ny fahefany.


Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Selim I no rainy. Ny vadiny dia i Roxelana, i Mahidevran, i Gülfem i Hatun, ary i Fülane Hatun. Ny zanany dia i Şehzade Mustafa, i Şehzade Mehmed, i Mihrimah Sultan, i Selim II, ary i Şehzade Beyazıt.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:
BERJAYA
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.