close
Hankany amin'ny vontoatiny

New Delhi

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka India ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

New Delhi
BERJAYA
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina321 883
Ben'ny tanàna
FirenenaIndia
Fanjakana
FaritanyFaritan'ny Delhi
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

New Delhi ( Hindi devanagari : नई दिल्ली, Urdu : دہلی ou دلّی ) dia ny renivohitr'i India. Eo amin'ny faritan'ny Yamuna ny misy azy. Misy olona 322 000 tany araka ny census natao tamin'ny 2006. Izy ny anisan'ny kaominina indianina telo ny National Capital Territory Of Delhi (Faritan'ny Delhi). Misy eo amin'ny 17 tapitrisa eo ho eo ny olona miaina ao amin'ny faritany misy an'i New Delhi (Faritan'ny Delhi) tamin'ny taona 2008. anisan'ny tanàna tena be olona indrindra New Delhi eo arian'i Mombay