close
Hankany amin'ny vontoatiny

Lausanne

Avy amin'i Wikipedia

46°31′N 06°38′E / 46.517°N 6.633°E / 46.517; 6.633

Lausanne
BERJAYA
Velarantany41,37 km2
Haavo
Isan'ny mponina144,160
Ben'ny tanàna
FirenenaBERJAYA Soisa
Fanjakana
FaritanyVaud (VD)
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaLausanne
BERJAYA
Lausanne

I Lausanne dia tanàna lehibe any BERJAYA Soisa . Kaominina politika izy io ary renivohitry ny kanton'i Vaud ary renivohitry ny distrikan'i Lausanne. Any Soisa miteny frantsay (Romandie) eo amin'ny Farihin'i Geneva io tanàna io ary misy mponina 144.160, no tanàna fahefatra lehibe indrindra any Soisa taorian'i Zürich,Geneva ary Basel.

Jerea koa

[hanova | hanova ny fango]