close
Hankany amin'ny vontoatiny

Hazobotry

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Euphorbia stenoclada

Ao amin' ny bôtanika, ny hazobotry na hazo hetry na hazo madinika dia endrika zavamaniry manana haavo eo anelanelan' ny 4 sy 7 metatra rehefa lehibe tanteraka, fa tsy toy ny hazo izay mihoatra ny 7 metatra ny haavony rehefa lehibe. Ny hazobotry koa dia miavaka amin' ny kirihitra izay tsy manana vatana fa rantsana maro avy hatrany mipoitra avy eo amin' ny tany aniriany.

BERJAYA
Alluaudia comosa
BERJAYA
Alluaudia dumosa
BERJAYA
Hibiscus genevii
BERJAYA
Uncarina roeoesliana

Indreto misy ohatra vitsy amin' ny hazobotry maniry eto Madagasikara:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]