close
Hankany amin'ny vontoatiny

Glottolog

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Sary sy soratra famantaranaSehatra ôfisialy: glottolog.org

Ny Glottolog dia angon-drakitra azo idirana malalaka novolavolain' ny Max-Planck-Institut für evolutionäre Anthropologie (MPI-EVA) any Leipzig, Alemaina, nanomboka tamin' ny 2011. Ny tanjony dia ny hanasokajy ny fiteny rehetra maneran-tany, hanondro ny tetiarana misy azy ireo, ary hanome bibliôgrafia amin' ny antsipiriany, indrindra ho an' ny fiteny tsy dia manana izany loatra.

Ny tanjon' ny Glottolog dia ny hahatratra ny fandrakofana bibliôgrafika feno ho an' ny fiteny maneran-tany (izany hoe, ny 95 % amin' ny fiteny samihafa maneran-tany), ary hanome fototra empirika mafy orina ho an' ny famaritana ny fiteny sy ny fanasokajiana azy ireo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]