Bratislava
Fiseho
48°09′N 17°07′E / 48.150°N 17.117°E
Bratislava
| |||
| Velarantany | 367,6 km2 | ||
| Haavo | 152 m | ||
| Isan'ny mponina | 479,389 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Bratislava | ||
I Bratislava (alemà: Pressburg), dia tanàna renivohitr'i Slovakia.
Manana mponina maherin'ny 736.000 ny faritr'i Bratislava.
Eo amin'ny sisin-tanin'i
Slovakia atsimo andrefan'i
Aotrisy sy
Hongaria no misy ny tanàna, ka mahatonga azy io ho hany renivohitra eran-tany izay mifanila amin'ny firenena mpifanolo-bodirindrina mihoatra ny iray. Eo amin'ny 55 km eo ho eo ny elanelan'i Bratislava sy Vienna, ary izy no akaiky indrindra amin'ireo renivohitra roa any Eoropa.
- Bratislava
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Bratislava |
